La présente Constitution sera adoptée par référendum. Elle entrera en vigueur dès sa promulgation par la Haute Cour Constitutionnelle.
Izao Lalàmpanorenana izao dia holaniana amin'ny alàlan'ny fitsapan-kevi-bahoaka. Ampiharina izany raha vantany vao havoakan'ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenna hanan-kery.
Ajouter un commentaire