Le Premier ministre, après délibération en Conseil des ministres, peut engager la responsabilité de son Gouvernement en posant la question de confiance.
Le vote ne peut avoir lieu que quarante-huit heures après le dépôt de la question. S'il est mis en minorité par les deux tiers des membres composant l'Assemblée nationale, le Gouvernement remet sa démission à l'Empereur.
Aorian’ny fandinihana nataon’ny Filankevitry ny Minisitra, dia azon’ny Praiminisitra atao ny manamby ny andraikitry ny Governemantany amin’ny fametrahana fangataham-pitokisana.
Tsy azo atao ny fandatsa-bato raha tsy afaka valo amby efapolo ora aorian’ny fametrahana ny fangataham-pitokisana. Raha toa ka ny antsasa-manilan’ny mpikambana ao amin’ny Antenimierampirenena no mitsipaka ny fangataham-pitokisana dia mametraka ny fialany amin’ny Amperora.