Les résolutions prises par le Gouvernement en l'absence de l’Empereur sont expédiées au nom de l’Empereur et signées par le Conseil des ministres.
Ny fanapahan-kevitra noraisin'ny Governemanta, tsy natrehin'ny Amperora dia alefa amin'ny anaran'ny Emperora ary nosoniavin'ny Filankevitry ny Minisitra.
Ajouter un commentaire