Créer un site internet

Présentation de cette proposition de constitution messianique

À Propos de e-référendum

La voici cette loi, cette constitution messianique et démocratique est fantôme pour l'instant, mais voyez un peu à quel point il est applicable, comme il est écrit :
« Je publierai le décret ... » Psaume 2 : 7
«... Et que les îles espèrent en sa loi. » Esaïe 42 : 4

C'est un projet de constitution, de moi-même et de Dieu, à examiner par les lecteurs.
La voici la constitution démocratique messianique, c'est-à-dire que le peuple n'est pas privé de ses droits, il élit le chef de l'exécutif, et les élus définis par la constitution.
Mais Dieu a choisi un Empereur sacrificateur, le messie qui je suis. Ce régime impérial est l'une des principales innovations de cette constitution présentée.
Elle comprend la prêtrise, qui est également une fonction ordonnée par l'Empereur.
On est le messie, mais la laïcité de l'état sera respectée, la liberté de toutes les confessions est acceptée.
Il est écrit dans le livre de l'Apocalypse que toute foi a ses défauts, elle a aussi sa part de vérité, c'est à cause de cette vérité, même imparfaite, que Dieu veule préserver chaque religion, chrétien ou non.
Mais il leur ordonne de corriger leurs tords.
Il est écrit dans le message aux sept églises dans le livre mentionné ci-dessus, connu après avoir été décrypté suivant la formule Kabbalistique.
Ils sont particulièrement invités, les membres des deux chambres du parlement ; les politiciens ; les sociétés civiles ; organismes publics et privés ; les Diplomates malgaches et étrangers ; les vrais conservateurs et érudits de la tradition, à présenter et légitimer cette Sainte Constitution.
C'est une constitution selon la volonté de Dieu qui doit être accomplie, afin de réaliser le souhait de l'hymne national, « Nous sommes si heureux. »

Vous pouvez cliquer ici pour voir l'intégralité de l'article, ou me le demander en format PDF, sous le titre : « La constitution démocratique messianique, digne de Madagascar »

Mbola volavolan-dalàm-panorenana, avy amin’ny tenako, sy avy amin’Andriamanitra koa aloha no azo ilazana azy ity, atolotra hodinihinao mpamaky.
Lalàmpanorena demokratika mesianika, izany hoe tsy esorina amin’ny vahoaka ny zony, izy no mifidy ny lehiben’ny mpanatanteraka, sy ireo olom-boafidy voafaritry ny lalàmpanorenana hatramin’izay.
Andriamanitra kosa no efa nifidy ny mpanjaka mpisorona, izay ny tenako manoratra. Ity fitondrana entin’Amperora ity no anisan’ny tena zava-baovao ao anatin’ity lalàmpanorenana andalam-pikotrehana ity.

Nampidirana ato koa ny momba ny fisoronana, izay asa voatendry hataon’ny amperora ihany koa.
Hajaina kosa nefa ny tsy fitsabahan’ny fanjakana amin’ny raharaham-pinoana, Mesia ny tena saingy hajaina hatrany, ny fisian’ny finoana rehetra.
Voasoratra ao amin’ny bokin’ny apokalipsy moa fa manana ny hadisoany ny finoana tsirairay, manana ny rariny ananany koa, io rariny ananany io no itsimbinan’Andriamanitra azy, asainy manitsy ny lesoka kosa izy nefa amin’izany.
Voasoratra ao amin’ny hafatra ho an’ny fiangonana fito ao amin’ny boky voalaza etsy ambony izany, ary fantatra rehefa avy nadika avy ain’ny kabbale.
Asaina manokana ianareo mpikambana ao amin'ny antenimiera roa tonta ; ny mpanao politika ; ny fiarahamonim-pirenena; ireo fikambanana miankina na tsy miankina amin'ny fanjakana ; ny Diplaomaty Malagasy sy vahiny ; ny Mpitondra fivavahana ; ireo tena mpandala sy mpikaroka ny fomban-drazana, sns mba hanolotra sy hanao an'izay haha-ara-dalàna an'ity volavolan-dalàm-panorenana Masina ity.
Lalàna araky  
ny fikasan'Andriamanitra izay tsy maintsy tanteraka  ity, mba hahatò ilay firarian’ny hiram-pirenena hoe : « E sambatra tokoa izahay ».
Afaka manindry eto ianao raha hijery ny article rehetra.

Efa vita e-book amin'ny teny malagasy sy frantsay, ary amidy eo amin'ny tsena iraisam-pirenena ny vontoatin'ity tranonkala ity, nanomboka ny 19 may 2022.
« La Constitution Démocratique Messianique, Digne De Madagascar » no lohateny nampitondraina azy Ny Édition Universitaire Européenne no mivarotra azy io, amin'ny vidiny 60,90 euros.
Azonao angatahina amiko ny boky PDF na ny rohin'ny e-book hafa momba azy, nampitondraina ny lohateny hoe : « Ilay  lalàmpanorenana demokratika mesianika ».

Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam