La fonction exécutive est exercée par un organe dirigé par le chef de Région désigné par le conseil des ministres
Le chef de Région est le premier responsable de la stratégie et de la mise en œuvre de toutes les actions de développement économique et social de sa région.
Il est le chef de l'administration de sa région.
Ny asan’ny mpanatanteraka dia sahanin’ny rantsa-mangaika tarihin’ny Lehiben’ny Faritra izay tendrena mandritry ny filankevitry ny minisitra.
Ny Lehiben’ny Faritra no tompon’andraikitra voalohany amin’ny tetika sy ny fanatanterahana ny asa rehetra mikasika ny fampandrosoana ara-toekarena sy ara-tsosialy ao amin’ny faritra misy azy Izy no Lehiben’ny Fitondran-draharaham-panjakana eo amin’ny faritra.