L'âge de la majorité de l’Empereur est de 25 ans.
Aussitôt que L’Empereur a atteint l'âge déterminé par la loi, il déclare officiellement sa majorité.
Ny fahafenoan-taonan’ny Amperora mpandova fanjakana dia voafaritra ho eo amin'ny faha 25 taonany. Raha vantany vao tonga amin'ny taona voafaritry ny lalàna ny Amperora dia manambara amim-pomba ofisialy ny fahampian-taonany.