Article 54
Titre III. De l'organisation de l'État
Commentaires
-
Le Président de la République nomme le Premier ministre.
Il met fin aux fonctions du Premier ministre, soit sur la présentation par celui-ci de la démission du Gouvernement, soit en cas de faute grave ou de défaillance manifeste.
Sur proposition du Premier ministre, il nomme les membres du Gouvernement et met fin à leurs fonctions.
Mety kokoa angamba ity fanitsiana ity.
Tsy mbola matotra ny fanaovana politika eto amintsika, tsy mazava ny antom-pisian'ny antoko, tahaka izany koa ny tena fandaharan'asany marina, misy @ kandida arotsaka amin'ny fifidianana na depiote io na fifidianana hafa no tsy mpikambana ao amin'ilay antoko, tsy narotsaky ny mpikambana fototra, mety ho tsy mahalala ny fandaharan'asan'ny antoko koa (raha misy).
Mila fanamboarana sy fanarahan-dalana aloha ny fandrindrana anatiny ao @ antoko tsirairay.
Raha fintina dia izao, tsy manana vina iraisana izany ny mpikambana ao anatin'ny antoko tsirairay, Fepetra tahaka ny inona no androtsahany olona 1 ho praiministra ?
Ajouter un commentaire