Le Prémier ministre est le chef de l'exécutif.
Il est élu au suffrage universel direct et désigné par l'Empereur pour un mandat de cinq ans renouvelable une seule fois.
Si la période de l'élection du Premier ministre tombe dans une période d'urgence, le parti ou le groupement majoritaire à l'Assemblée nationale désigne immédiatement son candidat, à designer par l'Empereur au poste de Premier ministre.
Si deux partis ou groupes parlementaire opposés obtiennent des sièges égaux, les suffrages exprimés pour chacun d'eux sont à décompter à partir du dernier l'élection législative, de sorte que le parti ou le groupe ayant obtenu le plus grand nombre de voix est reconnu comme ayant la majorité.
Il est le garant, par son arbitrage, du fonctionnement régulier et continu de l'administration publique, de l'indépendance nationale et de l'intégrité territoriale.
Il veille à la sauvegarde et au respect de la souveraineté nationale tant à l'intérieur qu'à l'extérieur.
Le premier ministre assure ces missions dans le cadre des pouvoirs qui lui sont conférés par la présente Constitution.
Ny Praiministra no lehiben'ny mpanatanteraka
Fidina hiasa mandritra ny dimy taona azo havaozina indray mandeha monja, amin’ny alàlan'ny fifidianana andraisan’ny rehetra anjara mivantana izy, ary tendren''ny Amperora.
Raha toa ka tafiditra ao anatin’ny vanim-potoana itrangan’ny hamehana ny vanim-potoana fifidianana praiminisitra dia izay antoko na vondron’antoko manana ny maro an’isa ao amin’ny antenimieram-pirenena no manolotra avy hatrany an’izay hotendren'ny Amperora ho praiminisitra.
Raha misy antoko na vondron’antoko 2 mifanohitra nahazo toerana mitovy, dia isaina ny vato nahalany azy tsirairay avy tamin’ny fifidianana, ka izay antoko na vondron’antoko nahazo isa betsaka indrindra no ekena ho manana ny maro an’isa.
Izy no miantoka, amin’ny fanelanelanany, ny fampandehanana ara-dalàna sy mitohy ny fahefam-panjakana.
Ny Praiminisitra no miantoka ireo asa ireo ao anatin’ny fahefana izay napetrak’ity Lalàmpanorenana ity aminy.
Afaka manohana an'izao asa fampahafantarana ny marina momba ny kolontsaina Malagasy izao ianao : Mvola 0341491738 na Airtel Money 0332324609
Mila zaraina amin'olona maro kokoa arak'izay tratra ity pejy ity.
Mila fatsarana ihany koa ity tranonkala ity.
Tsodrano ho anao ny fandraisana anjara amin'izany.