Article 104

Titre III. De l'organisation de l'État

Le Parlement, par un vote à la majorité absolue des membres composant chaque Assemblée, peut déléguer son pouvoir de légiférer à l'Empereur pendant un temps limité et pour un objet déterminé.
La délégation de pouvoir autorise l'Empereur à prendre, par ordonnance en Conseil des ministres, des mesures de portée générale sur des matières relevant du domaine de la loi.

L'Empereur peut déléguer ce pouvoir de législation donné par le présent article au Premier ministre s'il le trouve nécessaire.

Ny Antenimiera, amin’ny alalan’ny latsa-bato ataon’ny antsasa-manilan’ny mpikambana mandrafitra ny Antenimiera tsirairay dia afaka mamindra ny fahefany amin’ny Amperora hanao lalàna mandritra ny fotoana voafetra sy mikasika toe-javatra voafaritra.  
Ny fanomezam-pahefana dia manome alàlana ny Amperora handray fepetra amin’ny ankapobeny momba ny toe-javatra mahakasika ny sehatry ny lalàna, amin’ny alalan’ny hitsivolana raisina eo amin’ny Filankevitry ny Minisitra.

Ny Amperora, dia manana fahefana hanankina an'izany fahefana hanao lalàna voalazan'ity andininy ity izany amin'ny praiminisitra, raha hitany ny ilàna an'izany.
 

Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×