Seules les personnes commetants de l'infration sont à condamnées.
Toute personne a droit à la liberté et ne peut faire l'objet d'une arrestation ou d'une détention arbitraire.
Nul ne peut être poursuivi, arrêté ou détenu que dans les cas déterminés par la loi et selon les formes qu'elle a prescrites.
Tout individu victime d'arrestation ou de détention illégale a droit à réparation.
Ny olona manao heloka ihany no azo helohina.
Ny olom-pirenena malagasy rehetra dia manana zo handao sy hiverina eto amin'ny tanim-pirenena araka ny fepetra voatondron'ny lalàna.
Zon'ny tsirairay ny mivezivezy sy manorim-ponenana an-kahalalahana manerana ny tanin'ny Ampira, rehefa voahaja ny zon'ny hafa sy ny fepetra faritan'ny lalàna.