Créer un site internet

Article 47

Titre III. De l'organisation de l'État

L'élection du Premier ministre a lieu trente jours au moins, et soixante jours au plus, avant l'expiration du mandat du Premier ministre en exercice. Dans les cas prévus aux articles 52 et 132 de la présente Constitution, ces délais courent après la constatation de la vacance par la Haute Cour constitutionnelle.
L'élection a lieu au premier tour à la majorité absolue des suffrages exprimés. Si celle-ci n'est pas obtenue par un candidat, le Premier ministre est élu au second tour à la majorité des suffrages exprimés, parmi les deux candidats ayant recueilli le plus grand nombre de suffrages au premier tour. Le second tour a lieu trente jours au plus après la proclamation officielle des résultats du premier tour.
En cas de décès d'un candidat avant un tour de scrutin ou s'il survient un autre cas de force majeure dûment constaté par la Haute Cour constitutionnelle, l'élection est reportée à une nouvelle date dans les conditions et selon les modalités qui seront définies par une loi organique.
Le Premier ministre en exercice non-candidat aux élections reste en fonction jusqu'à l'investiture de son successeur dans les conditions prévues à l'article 48.

Ny fifidianana ny praiminisitra dia tanterahina telopolo andro farafahakeliny ary enimpolo andro farafahabetsany alohan’ny fiafaran’ny fe-potoana fiasan’ny Filoha am-perinasa.          
Ireo fe-potoana ireo dia mihatra aorian’ny fahitana fototra ny fahabangan-toerana ambaran’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana amin’ireo toe-javatra voalazan’ny andininy faha-52 sy faha-132 amin’ity Lalàmpanorenana ity.          
Voafidy ho Praiminisitra avy hatrany izay mahazo ny antsamanilan’ny vato manan-kery amin'ny fihodinana voalohany. Raha tsy tratra izany, dia asiana fihodinana faharoa ka izay mahazo ny ampahany be indrindra amin’ny vato manan-kery no lany ho praiminisitra amin’ireo mpilatsa-kofidina roa nahazo vato be indrindra tamin’ny fihodinana voalohany. Ny fihodinana faharoa dia atao telopolo andro raha ela indrindra aorian’ny fanambarana ofisialy ny vokatry ny fihodinana voalohany.          
Raha misy ny fahafatesan’ny mpilatsaka hofidina alohan’ny fihodinana iray amin’ny fandatsaham-bato, na koa misy toe-javatra hafa tsy azo anoharana voamarin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ara-dalàna, dia ahemotra amin’ny vaninandro vaovao ny fifidianana araka ny fepetra sy araky ny fombafomba izay ho faritana amin’ny alàlan'ny lalàna fehizoro.          
Ny praiminisitra am-perinasa tsy nilatsaka hofidina amin’ny fifidianana dia mbola manohy ny asany mandra-pahatongan’ny fotoana hanolorana fahefana ny mpandimby azy araka ny fepetra voalazan’ny andininy faha-48.          
 

Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×