Aussitôt que l'héritier ou l'héritière du trône a atteint l'âge de 18 ans, il ou elle a le droit de prendre place au Conseil des ministres, mais sans voix délibérative ni responsabilité.
Il est aussi membre du sénat.
L'héritier du trône est le numéro deux à la prêtrise, après l'Empereur.
Raha vantany vao feno 18 taona ny mpandova ny seza fiandrianana dia manan-jo handray toerana ao amin’ny filankevitry ny minisitra izy nefa tsy manana zo na andraikitra hanapa-kevitra.
Mpikambana ao amin’ny antenimieran-doholona ihany koa izy.
Izy no mpisoronabe tompon’andraikitra ary mitarika ny fombafomba nentim-paharazana nasionaly, aorian’ny Amperora.