Les membres du Sénat portent le titre de « Sénateur de Madagascar ». Leur mandat est de cinq ans, sauf en ce qui concerne le Président du Sénat, en application de l'article 46, alinéa 2 de la présente Constitution.
Loholon’i Madagasikara” no anarana entin’ireo mpikambana ao amin’ny Antenimierandoholona. Dimy taona no fe-potoana iasany, afa-tsy amin’izay mikasika ny Filohan’ny Antenimierandoholona, ho fampiharana ny andininy faha-46 andalana faharoa amin’ity Lalàmpanorenana ity.