L'Inspection générale de la justice, composée de représentants du Parlement, de représentants du Gouvernement, de représentant du Haut Conseil pour la Défense de la Démocratie et de l'État de droit, et de représentants de la Magistrature, est chargée de contrôler le respect des règles déontologiques particulières aux magistrats, ainsi que les agissements du personnel de la justice.
Elle est rattachée à la Cour Impériale.
L'Empereur, le Parlement, le Gouvernement, les chefs de cour, les associations légalement constituées et toute personne justifiant d'un intérêt peuvent saisir l'Inspection générale de la justice.
Les règles relatives à l'organisation, au fonctionnement et aux attributions de l'Inspection Générale de la justice sont fixées par la loi.
Ny Fisafoan-draharaha Ankapoben’ny Fitsarana, ahitana ny solontenan’ny Antenimiera, ny solontenan’ny Governemanta ary ny solontenan’ny Filankevitra Ambony momba ny fiarovana ny demokrasia sy ny Fanjakana tan-dalàna ary ny solontenan’ny Mpitsara no miandraikitra ny fanaraha-maso ny fanajana ny fitsipika manokana momba ny fitandroana ny hasin’ny asa amin’ny maha Mpitsara, ary koa ny fihetsika ataon’ny mpiasan’ny fitsarana.
Miankina amin’ny lapan'ny Amperora.
NyAmperora, ny Antenimiera, ny Governemanta, ny Lehiben’ny Fitsarana, ny fikambanana natsangana ara-dalàna ary ny olona rehetra manana tombontsoa amin’izany dia afaka mitondra fitarainana manoloana ny Fisafoan-draharaha ankapobe ny Fitsarana.
Ny fitsipika mikasika ny fandaminana, ny fampandehanana ary ny anjara raharahan’ny Fisafoan-draharaha ankapobe ny Fitsarana dia ferana amin’ny alàlan'ny lalàna.