Aussitôt que L’Empereur, majeur, prend son règne, il prête devant la HCC le peuple, le serment suivant : « Je promets et je jure de vouloir diriger l’Empire de Madagascar conformément à sa Constitution et à ses lois ; aux lois divines, ainsi Dieu tout-puissant et omniscient qui m'a élu me soit en aide. »
Si la HCC ne se trouve pas réuni à cette époque, le serment sera déposé par écrit au Conseil des ministres, et renouvelé solennellement par L’Empereur à la première session de la HCC.
Raha vantany vao ampy taona ny Amperora, dia mianiana eo anatrehan’ny HCC, manao izao fianianana izao: « Mampanantena aho ary mianiana fa hitantana ny Ampiran’i Madagasikara araka ny Lalàm-panorenany sy ny lalàny; amin'ny lalàn'Andriamanitra, koa Andriamanitra Tsitoha sy mahay ny zavatra rehetra, izay nifidy ahy anie hanampy ahy. »
Raha tsy mivory ny HCC amin’io fotoana io, dia apetraka an-tsoratra eny amin’ny filankevitry ny minisitra ny fianianana, ary havaozin’ny Amperora amin’ny fotoam-pivoriana voalohan’ny HCC.