La Cour des Comptes :
1° juge les comptes des comptables publics ;
2° contrôle l'exécution des lois de finances et des budgets des organismes publics ;
3° contrôle les comptes et la gestion des entreprises publiques ;
4° statue en appel des jugements rendus en matière financière par les juridictions ou les organismes administratifs à caractère juridictionnel ;
5° assiste le Parlement et le Gouvernement dans le contrôle de l'exécution des lois de finances.
Ny Fitsarana momba ny Kaonty no manara-maso ny fampiharan’ireo antokom-pitsarana misahana ny fitantanam-bola ny lalàna. Ankoatra ireo fahefana eken’ny lalàna manokana hosahaniny dia izy no:
1. mitsara ny kaontin’ireo mpitàm-bolam-panjakana ;
2. manara-maso ny fanatanterahana ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana sy ny tetibolan’ny antokon-draharaha miankina amin’ny Fanjakana ;
3. manara-maso ny kaonty sy ny fitantanana ny orinasam-panjakana ; 3. controls the accounts and the administration of the public enterprises;
4. mitsara ny fampakarana ambony natao tamin’ireo didim-pitsarana navoakan’ny fitsarana momba ny fitantanam-bolam-panjakana na ireo antokon-draharaham-panjakana miendrika fitsarana ;
5. manampy ny Antenimiera sy ny Governemanta eo amin’ny fanaraha-maso ny fanatanterahana ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana.
Merci, votre note vient d'être comptabilisée.
Merci, mais vous avez déjà voté pour cette page, réessayez plus tard.
Vous devez être connecté pour pouvoir voter
★★★★★
Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !