Les collectivités territoriales décentralisées de l'Empire sont les communes, les régions et les provinces
La création et la délimitation des collectivités territoriales décentralisées doivent répondre à des critères d'homogénéité géographique ; économique ; sociale et culturelle. Elles sont décidées par la loi.
Ny Kaominina, ny Faritra ary ny Faritany no Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana eto amin’ny Ampira.
Ny famoronana sy ny famaritana ny Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana dia tsy maintsy mifototra amin’ny fitoviana eo amin’ny toe-tany, toekarena, sosialy ary kolontsaina. Ny lalàna no mamaritra izany.