La fonction du grand-prêtre est exercée par l'Empereur, selon le psaume 110, 4 , disant : « J'ai juré, et je ne me repentirai pas, que tu es prêtre pour toujours selon l'ordre de Melchisédek ».
La fonction exécutive est exercée par le Premier ministre et le Gouvernement.
Ny asan’ny Mpisorombe dia sahanin’ny Amperora, arak'izay voalazan'ny salamo 110, 4 manao hoe : « Efa nianianako izao, ka tsy anenenako, mpisorona mandrakizay ianao, araka ny fomban'i Melkizedeka ».
Ny asan'ny mpanatanteraka dia sahanin'ny governemanta sy ny praiminisitra.