Dans le cadre du processus de réconciliation nationale, il est institué un Conseil du Fampihavanana Malagasy dont la composition, les attributions, et les modalités de fonctionnement sont déterminées par la loi.
Ao anatin’ny tondrozotra mahakasika ny fampihavanam-pirenena, dia atsangana ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy; ka ny lalàna no mamaritra ny momba ny mpikambana sy ny andraikiny ary ny fomba entiny miasa.