La législation en vigueur demeure applicable en toutes ses dispositions non contraires à la présente Constitution.
Les textes à caractère législatifs relatifs à la mise en place des institutions et organes, ainsi que les autres lois d'application prévues par la présente Constitution seront pris par voie d'ordonnances.
Ny lalàna manan-kery dia mbola mihatra hatrany amin'ireo fepetra rehetra izay tsy mifanohitra amin'ity Lalàmpanorenana ity.
Ny rijan-tenin-dalàna mikasika ireo Andrim-panjakana sy ireo rantsa-mangaika ary koa ny lalàna fampiharana voalazan’ity Lalampanorenana ity dia raisina amin’ny alalan’ny hitsivolana.