Article 163

Titre VI. De la révision de la Constitution

La forme messianique Impérial ; le principe de l'intégrité du territoire national ; le principe de la séparation des pouvoirs ; le principe d'autonomie des collectivités territoriales décentralisées ; la durée et le nombre du mandat du Premier ministre ; l'hétérosexualité des couples mariés ne peuvent pas faire l'objet de révision.

Les pouvoirs exceptionnels détenus par l'Empereur dans les circonstances exceptionnelles ou de trouble politique ne lui confèrent pas le droit de recourir à une révision constitutionnelle.

Ny maha fanjakan'Amperora mesianika ; ny foto-kevitra maha-iray tsy anombinana ny tanim-pirenena ; ny foto-kevitry ny fisarahan'ny fahefana ; ny foto-kevitry ny fizakan-tenan'ny Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana ; ny faharetana sy ny isan'ny fe-potoana iasan'ny Praiminisitra ; ny fahasamihafan'ny fivadian'ny olona tsy mitovy fananhana, dia tsy azo anaovana fanitsiana.

Ny fahefana manokana ananan'ny Amperora ao anatin'ny fisehoan-javatra mampihotakotaka na savorovoro politika dia tsy manome azy ny zo hanao fanitsiana ny Lalàmpanorenana.    

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×