Article 162

Titre VI. De la révision de la Constitution

L'initiative de la révision, en cas de nécessité jugée impérieuse, appartient soit à l'Empereur qui statue en Conseil des ministres, soit aux assemblées parlementaires statuant par un vote séparé à la majorité des deux tiers des membres.
Le projet ou proposition de révision doit être approuvé par les trois-quarts des membres de l'Assemblée nationale et du Sénat.
Le projet ou la proposition de révision ainsi approuvé par le Parlement et l'Empereur, est soumis à un référendum.

Raha toa ka hita fa tena ilaina ny fanitsiana dia anjaran’ny Amperora no manapaka eo amin'ny Filankevitry ny Minisitra, na ny Antenimiera amin'ny alalan’ny latsabato misaraka izay nolanian'ny roa ampahatelon'ny mpikambana no manao izany.

Ny volavolan-dalàna na tolo-dalàna fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin’ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin’ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona.

Ny volavolan-dalàna na tolo-dalàna izay nankatoavin'ny parlemanta sy ny Amperora, izay vao aroso amin’ny fitsapan-kevi-bahoaka.

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×