Créer un site internet

Article 139

Titre V. De l'organisation territoriale de l'État

Les collectivités territoriales décentralisées, dotées de la personnalité morale et de l'autonomie administrative et financière, constituent le cadre institutionnel de la participation effective des citoyens à la gestion des affaires publiques et garantissent l'expression de leurs diversités et de leurs spécificités.

Elles possèdent un patrimoine comprenant un domaine public et un domaine privé qui sont délimités par la loi.

Les terres vacantes et sans maître font partie du domaine de l'État.

Ireo Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana, manana zo aman’andraikitra eken’ny lalàna ary mizaka tena ara-pitantanana sy ara-bola, no sehatra eo amin’ny rafi-pitondrana ahazoan’ny olom-pirenena mandray anjara amin’ny fitantanana ny raharaham-bahoaka ary miantoka ny fanehoana izay fahasamihafana misy eo amin’izy ireo sy ny mampiavaka azy.
Lalàna no mamaritra ny fari-pananany izay ahitana ny fananana ampiasaina ho amin’ny tombontsoam-bahoaka sy ny fananana manokana.
Ny tany tsy hita tompo sy ireo tsy manan-tompo dia anisan’ny fananana tantanan’ny Fanjakana.

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam