Créer un site internet

Article 149

Titre V. De l'organisation territoriale de l'État

Les communes concourent au développement économique, social, culturel et environnemental de leur ressort territorial. Leurs compétences tiennent compte essentiellement des principes constitutionnels et légaux ainsi que du principe de proximité, de promotion et de défense des intérêts des habitants.

Ny kaominina dia mandray anjara amin’ny fampandrosoana ara-toekarena, ara-tsosialy, ara-kolotsaina sy momba ny tontolo iainana eo amin’ny fari-piadidiam-paritra misy azy. Ny fari-pahefany dia mikasika indrindra ny feni-kevitry ny Lalàmpanorenana sy ny lalàna ary koa ny feni-kevitra momba ny fanatonana ny vahoaka, ny fampivoarana ary ny fiarovana ny tombontsoan’ny mponina.
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam