Les collectivités territoriales décentralisées s'administrent librement par des assemblées qui règlent, par leurs délibérations, les affaires dévolues à leur compétence par la présente Constitution et par la loi.
Ces délibérations ne peuvent pas être contraires aux dispositions constitutionnelles, législatives, et réglementaires.
Malalaka ny fitantanana tena malalaka ireo Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana ka amin’ny alàlan’ny fanapahan-kevitry ny antenimierany no andamina ny raharahany araka ny tandrifim-pahefana omen’ny Lalàmpanorenana sy ny lalàna azy ireo.
Tsy tokony mifanohitra amin’ny Lalàmpanorenana sy ny didy aman-dalàna izany fanapahan-kevitra izany.