Article 157

Titre V. De l'organisation territoriale de l'État

Les provinces sont des collectivités territoriales décentralisées dotées de la personnalité morale, de l'autonomie administrative et financière.
Elles assurent la coordination et l'harmonisation des actions de développement d'intérêt provincial et veillent au développement équitable et harmonieux des collectivités territoriales décentralisées dans la province.

Les provinces mettent en œuvre la politique de développement d'intérêt provincial défini et arrêté en conseil provincial.
En collaboration avec les organismes publics et privés, elles dirigent, dynamisent, coordonnent et harmonisent le développement économique et social de l'ensemble de la province et assurent, à ce titre, la planification, l'aménagement du territoire et la mise en œuvre de toutes les actions de développement.

Ny Faritany dia vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, manana zo aman’andraikitra eken’ny lalàna ary koa mizaka-tena ara-pitondrana sy ara-bola.    
Izy no miantoka ny fandrindrana sy ny fampirindrana ny asa fampandrosoana ho an’ny tombontsoan’ny faritany ary miahy ny fampandrosoana ara-drariny sy mirindra ireo Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana ao amin’ny faritany
Ny faritany no manatanteraka ny politika momba ny fampandrosoana izay nofaritana sy notapahina teo amin’ny filankevi-paritany.
Ny faritra no misahana ny fampiroborobona sy fandrindrana ny fampandrosoana ara-toekarena sy ara-tsosialy ao anatin’ny fari-piadidiany ka mandrafitra ny fomba fandaminana, ny fanajariana ny tany ary ny fampiharana ny hetsika fampandrosoana rehetra miaraka amin’ny antokon-draharaha miankina na tsy miankina amin’ny Fanjakana.

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam