Article 155

Titre V. De l'organisation territoriale de l'État

La fonction délibérante est exercée par le Conseil régional dont les membres sont désignés par le Conseil des ministres.
Les députés et les sénateurs issus des différentes circonscriptions de la région sont membres de droit du Conseil régional, avec de voix délibérative.

Ny asa fanapahan-kevitra dia sahanin’ny Filankevi-paritra ka ny mpikambana dia tendrena mandritry ny filan-kevitry ny minisitra ny ampahany, ankoatr'ireo voalazan'ny andalana etsy ambany.
Ny solombavambahoaka sy ny loholona avy amin’ny fari-piadidiana samihafa ao amin’ny faritra dia mpikambana avy hatrany ao amin’ny Filankevi-paritra, ary anisany mpanapan-kevitra.

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×