Article 151

Titre V. De l'organisation territoriale de l'État

Dans les communes, les fonctions exécutives et délibérantes sont exercées par des organes distincts et élus au suffrage universel direct.

La composition, l'organisation, les attributions et le fonctionnement des organes exécutifs et délibérants ainsi que le mode et les conditions d'élection de ses membres sont fixés par la loi.

Ao amin’ny kaominina, ny asa fanatanterahana sy fanapahan-kevitra dia sahanin’ny rantsa-mangaika miavaka sy nofidina tamin’ny latsa-bato andraisan’ny rehetra anjara mivantana.    
Ny mpikambana, ny fandaminana, ny anjara raharaha ary ny fampandehanana ny rantsa-mangaika mpanatanteraka sy mpanapa-kevitra ary koa ny fomba sy ny fepetra momba ny fifidianana ny mpikambana ao amin’ny kaominina dia ferana araka ny lalàna.

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam