Créer un site internet

Article 140

Titre V. De l'organisation territoriale de l'État

Les collectivités territoriales décentralisées disposent d'un pouvoir réglementaire.

L'Etat veille à ce que le règlement d'une collectivité territoriale décentralisée n'affecte pas les intérêts d'une autre collectivité territoriale décentralisée.

L'Etat veille au développement harmonieux de toutes les collectivités territoriales décentralisées sur la base de la solidarité nationale, des potentialités régionales et de l'équilibre interrégional par des dispositifs de péréquation.

Des mesures spéciales seront prises en faveur du développement des zones les moins avancées, y compris la constitution d'un fonds spécial de solidarité.

Manana fahefana handray didy amam-pitsipika ny Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana.    
Ny Fanjakana no mitandro ny tsy hisian’ny fifanipahan’ny didy amam-pitsipiky ny Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana iray amin’ny tombontsoan’ny Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana iray hafa.
Ny Fanjakana no miahy ny hisian’ny fampandrosoana mirindra eo amin’ireo samy Vondrombahoakam-p aritra Itsinjaram-pahefana ka izany dia mifototra amin’ny firaisan-kinam-pirenena, ny harena azo trandrahana ananan’ny faritra tsirairay avy ary ny fifandanjana isam-paritra amin’ny alàlan’ny fepetra fifampitsinjarana mifanentana
Handraisana fepetra manokana ho ny fampandrosoana ireo faritra izay tratra aoriana, anisan’izany ny famoronana tahiry manokana ho amin’ny firaisan-kina.

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam