Article 130

Titre III. De l'organisation de l'État

Le Premier Président, le Procureur général des Cours d'appel sont nommés en Conseil des ministres par décret de l'Empereur conformément aux propositions du Conseil supérieur de la magistrature, de préférence parmi les plus anciens dans le grade le plus élevé des Magistrats respectivement de l'ordre judiciaire, administratif et financier.

Ny Filoha Voalohany, ny Tonia Mpampanoa ao amin’ny Fitsarana Ambony dia tendrena eo amin’ny Filankevitry ny Minisitra amin’ny alàlan'ny didim-panjakana noraisin’ny Amperora araka ny tolo-kevitry ny Filankevitra Ambony momba ny Mpitsara. Raha azo atao, avy amin’ireo mpitsara tranainy indrindra ao amin’ny laharana ambony indrindra ao amin’ny antokom-pitsarana misahana ady madio sy ady heloka, ady atao amin’ny Fanjakana ary fitantanam-bolam-panjakana no tendrena.    
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam