Article 123

Article 123

Le Premier Président de la Cour suprême est secondé par trois vice-présidents, affectés respectivement à la présidence de la Cour de Cassation, du Conseil d'État et de la Cour des Comptes.

Chaque vice-président est nommé en Conseil des ministres par décret de l'Empereur conformément aux propositions du Conseil supérieur de la magistrature, de préférence parmi les plus anciens dans le grade le plus élevé des magistrats respectivement de l'ordre judiciaire, administratif et financier.

Misy Filoha lefitra telo manampy ny Filoha Voalohany ao amin’ny Fitsarana Tampony ka ampiandraiketin-draharaha tsirairay avy ao amin’ny fiadidiana ny Fitsarana Fandravana, ny Filankevi-panjakana ary ny Fitsarana momba ny Kaonty.
Ny Filoha lefitra tsirairay dia tendrena eo amin’ny Filankevitry ny Minisitra amin’ny alàlan'ny didim-panjakana avy amin’ny Amperora araka ny tolokevitra nataon’ny Filankevitra Ambony momba ny Mpitsara. Raha azo atao avy amin’ireo mpitsara tranainy indrindra ao amin’ny laharana ambony indrindra ao amin’ny antokom-pitsarana misahana ady madio sy ady heloka, ady atao amin’ny Fanjakana ary fitantanam-bolam-panjakana no tendrena.

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam