Créer un site internet

Article 122

Titre III. De l'organisation de l'État

Le Premier Président et le Procureur Général de la Cour suprême sont les chefs de cette haute juridiction.

Ils sont respectivement nommés par décret pris en Conseil des ministres conformément aux propositions du Conseil supérieur de la magistrature, de préférence parmi les plus anciens dans le grade le plus élevé des magistrats respectivement de l'ordre judiciaire, administratif et financier.

Ny Filoha Voalohany sy ny Tonia Voalohany Mpampanoa ao amin’ny Fitsarana Tampony no lehiben’io antokom-pitsarana avo io.

Izy ireo dia tendrena avy, amin’ny alàlan'ny didim-panjakana noraisina teo amin’ny Filankevitry ny Minisitra araka ny tolokevitra nataon’ny Filankevitra Ambony momba ny Mpitsara. Raha azo atao dia avy amin’ireo mpitsara tranainy indrindra ao amin’ny laharana ambony indrindra avy amin’ny antokom-pitsarana misahana ady madio sy ady heloka, ady atao amin’ny Fanjakana ary fitantanam-bolam-panjakana no tendrena.

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam