Article 121

Titre III. De l'organisation de l'État

La Cour suprême veille au fonctionnement régulier des juridictions de l'ordre judiciaire, administratif et financier.

Elle comprend :
- la Cour de Cassation ;
- le Conseil d'État ;
- la Cour des Comptes.

Ny Fitsarana Tampony no manara-maso ny fampandehanana ara-dalàna ny antokom-pitsarana misahana ny ady madio sy ady heloka, ny ady atao amin’ny Fanjakana ary ny fitantanam-bolam-panjakana.

Toy izao no firafiny

- ny Fitsarana Fandravana
- ny Filankevi-panjakana
- ny Fitsarana momba ny Kaonty  

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam