Article 116

Titre III. De l'organisation de l'État

Outre les questions qui lui sont renvoyées par d'autres articles de la Constitution, la Haute Cour constitutionnelle, dans les conditions fixées par une loi organique :
1° statue sur la conformité à la Constitution des traités, des lois, des ordonnances, et des règlements autonomes ;
2° règle les conflits de compétence entre deux ou plusieurs Institutions de l'État ou entre l'État et une ou plusieurs collectivités territoriales décentralisées ou entre deux ou plusieurs collectivités territoriales décentralisées ;
3° statue sur la conformité à la Constitution et aux lois organiques, des délibérations et des actes réglementaires adoptés par les collectivités territoriales décentralisées ;
4° statue sur le contentieux des opérations de référendum, de l'élection du Premier-ministre et des élections des députés et sénateurs ;
5° proclame le résultat officiel des élections présidentielles, législatives et des consultations par référendum.

Ankoatra ny raharaha ampisahanin’ny andininy hafa ao amin’ny Lalàmpanorenana, ary araka ny fepetra voalazan’ny lalàna fehizoro dia ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana no :          
1. mitsara raha mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenana ireo fifanekena, lalàna, hitsivolana, ary ireo didy amam-pitsipika mahaleotena ;          
2. mandamina ny fifanolanana ara-pahefana eo amin’ny Andrim-panjakana roa na maromaro, na eo amin’ny Fanjakana sy ny Vondrom-bahoaka Itsinjaram-pahefana iray na maromaro na eo amin’ny Vondrom-bahoaka Itsinjaram-pahefana roa na maromaro ; 
3. mitsara raha mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenana ny fanapahana sy didy amam-pitsipika nankatoavin’ny Vondrom-bahoaka Itsinjaram-pahefana ;
4. mitsara ny raharaha mikasika ny fizotry ny fitsapan-kevi-bahoaka, ny fifidianana ny Praiminisitra ary ny fifidianana solombavambahoaka sy ny loholona ;         
5. manambara ny vokatra ofisialin’ny fifidianana ny praiminisitra, solombavambahoaka ary ny fakana ny hevitra amin’ny alàlan'ny fitsapan-kevi-bahoaka.
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×