Article 115

Titre III. De l'organisation de l'État

Les fonctions de membre de la Haute Cour constitutionnelle sont incompatibles avec celles de membres du Gouvernement, du Parlement, avec tout mandat public électif, toute autre activité professionnelle rémunérée, à l'exception des activités d'enseignement, ainsi que toute activité au sein d'un parti politique ou d'un syndicat.

Ny asa maha mpikambana ao amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana dia tsy azo ampirafesina amin’ny asan’ny mpikambana ao amin’ny Governemanta, ao amin’ny Antenimiera, amin’izay rehetra andraikitra maha olom-boafidim-bahoaka eo anivon’ny vahoaka, amin'izay rehetra asa aman-draharaha hafa ahazoam-bola afa-tsy ny asa fampianarana, ary koa ny asa aman-draharaha rehetra eo anivon’ny antoko politika na eo anivon’ny sendikà .          
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam