Créer un site internet

Article 114

Titre III. De l'organisation de l'État

La Haute Cour constitutionnelle comprend 10 membres. Leur mandat est de sept ans non-renouvelable.
4 des membres sont nommés par l'Empereur ; deux sont élus par l'Assemblée nationale ; deux par le Sénat ; deux sont élus par le Conseil supérieur de la magistrature.

Le Président de la Haute Cour constitutionnelle est élu par et parmi les membres de ladite Cour.

Cette élection ainsi que la désignation des autres membres sont constatées par décret de l'Empereur.
La prise de fonction des membres de la HCC doit être commencé par le rituel traditionnel Tsitsika, devant l'Empereur.
L'Empereur dirige et organise la céremonie du TSITSIKA, au sein de la HCC.
Le refus de la pratique du Tsitsika annule le décret de désignation d'un ou des membre(s) de la HCC.

Misy mpikambana folo ao amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana. Ny fe-potoana iasany dia fito taona tsy azo havaozina.
Mpikambana 4 amin’izy ireo no tendren’ny Amperora ; roa fidin’ny Antenimierampirenena ; 2 fidin’ny Antenimierandoholona, ary roa fidin’ny Filankevitra Ambony momba ny Mpitsara.
Ny Filohan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana dia fidin’ny mpikambana amin’ireo mpikambana ao amin’io Fitsarana io.

Izany fifidianana izany ary koa ny fanendrena ny mpikambana hafa dia toavina amin’ny alàlan'ny didim-panjakana raisin’ny Amperora.
Tsy maintsy TSITSIHINA eo anatrehan'ny Amperora ny mpikambana tsirairay ao amin'ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana mialohan'ny handraisany ny asany.
Ny Amperora no mitarika sy mitantana ny lanonana momba ny fitsitsihan'ny mpikambana ao amin'ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana
Ny fandavana ny tsitsika, dia manafoana avy hatrany ny didy hitsivolana manendry ny mpikambana voakasik'izany.

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam