Article 111

Titre III. De l'organisation de l'État

L'exercice des fonctions de magistrat est incompatible avec toute activité au sein d'un parti politique et du Gouvernement, l'exercice de tout mandat public électif ou de toute autre activité professionnelle rémunérée, à l'exception des activités d'enseignement.

Tout magistrat en exercice est soumis à l'obligation de neutralité politique.

Tout magistrat exerçant un mandat public électif est placé d'office en position de détachement.

Ny fanaovana ny asa maha Mpitsara dia tsy azo ampirafesina amin’ny asa sahanina eo anivonà antoko politika sy eo anivon’ny Governemanta, amin’ny asa fanatanterahana andraikitry ny olom-boafidy eo anivon’ny vahoaka na izay rehetra mety ho fisahanana asa aman-draharaha ahazoam-bola, afa-tsy ny asa fampianarana.
Ny mpitsara amperinasa rehetra dia tsy mahazo maka fiandaniana ara-politika.
Ny mpitsara misahana andraikitra maha olom-boafidy dia heverina ho toy ny nafindra hanao asa hafa.
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×