Titre III. De l'organisation de l'État

Article 110

Les magistrats du ministère public sont soumis à la subordination hiérarchique ; toutefois, dans leurs conclusions ou réquisitions orales, ils agissent selon leur intime conviction et conformément à la loi. Ils disposent de la police judiciaire dont ils peuvent contrôler les activités et le fonctionnement.

Le fait de leur enjoindre [demander] d'accomplir des actes qui sont manifestement contraires à la loi entraîne pour les solliciteurs des sanctions prévues par la loi.

Ny Mpitsara ao amin’ny Fampanoavana dia fehezin’ny ambaratongam-pahefana ; na izany aza anefa, ao amin’ny fehin-teny na fitakiana am-bava ataony, dia izay feon’ny fieritreretany sy araka ny lalàna no mibaiko azy. Mampiasa ireo mpiandraikitra ny fikarohana fandikan-dalàna izay ahafahany manara-maso ny asa sy ny fampandehanan-draharaha izy.     
Ny fangatahana azy ireo hanatanteraka zavatra hita miharihary fa mifanohitra amin’ny lalàna dia mitarika fanasaziana araka ny lalàna ho an’ireo mpampanao izany.
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×