Créer un site internet

Article 105

Titre III. De l'organisation de l'État

Le Conseil économique, social et culturel, saisi par le Gouvernement, donne son avis sur les projets de loi, d'ordonnance ou de décret ainsi que sur les propositions de loi qui lui sont soumis.

Il est compétent pour examiner les projets et propositions de loi à caractère économique, social et culturel à l'exclusion des lois de finances.

Il peut entreprendre, de sa propre initiative, toute études ou enquêtes se rapportant aux questions économique, sociale et culturelle. Ses rapports sont transmis à l'Empereur.

La composition, les attributions et le fonctionnement du Conseil économique, social, et culturel sont fixés par une loi organique.

Ny Filankevitra ara-toekarena, ara-tsosialy ary ara-kolontsaina izay ampakaran’ny Governemanta raharaha, no manome ny heviny mikasika ny volavolan-dalàna, hitsivolana na didim-panjakana ary koa mikasika ireo tolo-dalàna izay naroso hodinihiny.
Manam-pahefana izy handinika ny volavolà sy tolo-dalàna manana endrika ar-toekarena ara-tsosialy ary ara-kolontsaina ankoatra ny lalàna momba ny fitantanam-bolam-panjakana. Afaka mandray amin’ny alalan’ny tenany manokana ireo fandinihana na famotopotorana rehetra mikasika ireo raharaha ara-toekarena, ara-tsosialy ary ara-kolontsaina izy. Ampitaina any amin’ny Amperora ny tatitra ataony.
Ny firafitra, ny anjara raharaha ary ny fampandehanana ny Filan-kevitra ara-toekarena, ara-tsosialy ary ara-kolontsaina dia Ferana amin’ny alalan’ny lalàna fehizoro.
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam