Article 102

Titre III. De l'organisation de l'État

Les moyens d'information du Parlement à l'égard de l'action gouvernementale sont la question orale, la question écrite, l'interpellation, et la commission d'enquête.

Une séance par quinzaine au moins, y compris pendant les sessions extraordinaires prévues à l'article 76, est réservée aux questions des membres du Parlement et aux réponses du Gouvernement.

Trois jours de séance par mois sont réservés à un ordre du jour arrêté par chaque assemblée à l'initiative des groupes d'opposition de l'assemblée intéressée ainsi qu'à celle des groupes minoritaires.

Ny fomba ampiasain’ny Antenimiera ahafantarany ny asa sahanin’ny Governemanta dia ny fanontaniana am-bava, ny fanontaniana an-tsoratra, ny fanadinana hentitra ary ny fampiasana ny vaomiera mpanao famotorana.     
Fivoriana iray isaky ny dimy ambin’ny folo andro farafahakeliny, ka anatin’izany ny fivoriana atao mandritra ny fotoam-pivoriana tsy ara-potoana voalazan’ny andininy faha 76 dia atokana ho an’ny fanontanian’ireo mpikambana ao amin’ny Antenimiera sy ireo valiny avy amin’ny Governemanta .
Fivoriana telo andro isam-bolana no atokana ho amin’ny lahadinika izay notapahin’ny Antenimiera tsirairay araka ny fitarihan’ny vondron’ny mpanohitra ao amin’ny Antenimiera voakasika ary koa avy ny an’ny vodron’ireo vitsy an’isa.   
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam