Créer un site internet

Article 97

Titre III. De l'organisation de l'État

Les matières autres que celles qui sont du domaine de la loi ont un caractère réglementaire. Les textes de forme législative intervenus en ces matières peuvent être modifiés par décret pris après avis de la Haute Cour constitutionnelle.

Ceux de ces textes qui interviendraient après l'entrée en vigueur de la présente Constitution ne pourront être modifiés par décret que si la Haute Cour constitutionnelle a déclaré qu'ils ont un caractère réglementaire en vertu de l'alinéa précédent.

Manana endrika didy amam-pitsipika ny raharaha hafa tsy tafiditra ao anatin'ny faritra sahanin'ny lalàna. Azo ovàna amin’ny alàlan'ny didim-panjakana izay avoaka rehefa milaza ny heviny ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ireo rijan-teny miendrika lalàna tafiditra ao anatin'izany raharaha izany.
Ireo rijan-teny miendri-dalàna mety ho raisina, rehefa manan-kery ity Lalàmpanorenana ity dia tsy azo ovàna amin’ny alàlan'ny didim-panjakana raha tsy nambaran’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana fa miendrika didy amam-pitsipika izany araka ny voalazan’ny andalana etsy aloha.
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×