Créer un site internet

Article 93

Titre III. De l'organisation de l'État

La Cour des comptes assiste le Parlement dans le contrôle de l'action du Gouvernement. Elle assiste le Parlement et le Gouvernement dans le contrôle de l'exécution des lois de finances ainsi que dans l'évaluation des politiques publiques. Par ses rapports publics, elle contribue à l'information des citoyens.

Les comptes des administrations publiques doivent être réguliers et sincères, et donner une image fidèle du résultat de leur gestion, de leur patrimoine et de leur situation financière.

Ny Fitsarana momba ny Kaonty no manampy ny Antenimiera amin’ny fanaraha-maso ny asa ataon’ny Governemanta. Manampy ny Antenimiera sy ny Governemanta amin’ny fanaraha-maso ny fanatanterahana ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana ary koa amin’ny fanombanana ny politikam-panjakana izy. Amin’ny fifandraisany amin’ny vahoaka, izy dia mandray anjara amin’ny fampahafantarana ny olom-pirenena.          
Ny kaontin’ny Fitondran-draharaham-panjakana dia tokony ho ara-dalàna sady marina. Manome endrika azo itokiana amin’ny vokatry ny fitantanany, ny fananany ary ny toe-bola izany.          
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×