Article 81

Titre III. De l'organisation de l'État

Le Sénat représente les collectivités territoriales décentralisées et les organisations économiques et sociales. Il comprend, pour deux tiers, des membres élus en nombre égal pour chaque province, et pour un tiers, des membres nommés par l'Empereur, pour partie, sur présentation des groupements les plus représentatifs issus des forces économiques, sociales et culturelles et pour partie en raison de leur compétence particulière.

Ny Antenimierandoholona no misolo tena ireo Vondrom-bahoaka Itsinjaram-pahefana sy ireo vondron-draharaha ara-toekarena ary ara-tsosialy sy ara-kolontsaina. Izany dia ahitana, ho an’ny roa ampahatelony, mpikambana voafidy mifanahantsahana amin'ny isan'ny mponina isam-paritra, ny iray antsasany dia mpikambana tendren’ny Amperora, ny ampahany araka ny fanolorana ataon’ny vondrona izay mahasolo-tena be indrindra avy amin’ny hery ara-toekarena sy ara-tsosialy ary ara-kolontsaina, ny ampahany noho ny fahaizana manokana.
     
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam