Créer un site internet

Article 72

Titre III. De l'organisation de l'État

Durant son mandat, le député ne peut, sous peine de déchéance, changer de groupe politique pour adhérer à un nouveau groupe, autre ce qu'au nom duquel il s'est fait élire.
En cas d'infraction à l'alinéa précédent, la sanction est la déchéance qui est prononcée par la Haute Cour constitutionnelle.

Le député élu sans appartenance à un parti peut adhérer au groupe parlementaire de son choix au sein de l'Assemblée.

La déchéance d'un député peut également être prononcée par la Haute Cour constitutionnelle s'il dévie de la ligne de conduite de son groupe parlementaire.

Le régime de déchéance et les règles d'éthique et de déontologie sont déterminés par la loi sur les partis politiques et les réglementations en matière de financement des partis politiques.

Mandritra ny fe-potoana iasany, ny solombavambahoaka dia tsy afaka miova vondrona politika mba hiditra any aminà vondrona vaovao, ankoatra ny anaran’ny vondrona izay nahavoafidy azy, raha tsy izany dia aongana.          
Raha misy ny fandikàna ny andàlana etsy aloha, dia ambaran’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ny sazy fanonganana.          
Ny solombavambahoaka voafidy ka tsy avy aminà antoko iray dia afaka miditra ao amin’ny vondrona parlemantera araka ny safidiny eo anivon’ny Antenimiera.          
Ny fananganana Solombavambahoaka iray dia azon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana anaovana fanambarana ihany koa, raha toa izy ka mivoana amin’ny làlam-pitondran-tenan’ny vondrona parlemantera misy azy.          
Ny fomba fanonganana sy ny fitsipika momba ny toetra fototra ary ny fitandroana ny hasin’ny asa dia faritana amin’ny alàlan’ny lalàna mikasika ny antoko politika sy ny didy amam-pitsipika mikasika ny famatsiam-bola ny antoko politika.          
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam