Créer un site internet

Article 71

Titre III. De l'organisation de l'État

Le mandat de député est incompatible avec l'exercice de tout autre mandat public électif et de tout emploi public, excepté l'enseignement.

Le député nommé membre du Gouvernement est suspendu d'office de son mandat. Il est remplacé par son suppléant.

Le député exerce son mandat suivant sa conscience et dans le respect des règles d'éthique déterminées dans les formes fixées à l'article 79 ci-dessous.

 Tsy azo ampirafesina amin’ny andraikitra hafa maha-olom-boafidim-bahoaka sy izay mety ho fisahanana asam-panjakana hafa ankoatra ny asa fampianarana ny andraikitry ny solombavambahoaka.
Miato avy hatrany amin’ny maha olom-boafidy azy ny solombavambahoaka voatendry ho mpikambana ao amin’ny Governemanta. Ny mpisolo toerana no misolo azy.

Manatanteraka ny asany araka ny feon’ny fieritreretany ary ao anatin’ny fanajàna ny fitsipika fototra voafaritra araka ny fomba voadidy arahina ao amin’ny andininy faha-79 etsy ambany ny solombavambahoaka.

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×