Créer un site internet

Article 69

Titre III. De l'organisation de l'État

Les membres de l'Assemblée nationale sont élus pour cinq ans au suffrage universel direct.
Le régime des scrutins est déterminé par une loi organique.
Les membres de l'Assemblée nationale portent le titre de « Député de Madagascar ».

Fidin’ny daholobe hiasa mandritry ny dimy taona amin’ny alàlan'ny latsabato mivantana ny mpikambana ao amin’ny Antenimierampirenena ka izay mahazo vato be indrindra no lany.          
Ny fomba fanatanterahana ny latsabato dia ferana amin’ny alàlan'ny lalàna fehizoro.          
Ny mpikambana ao amin’ny Antenimierampirenena dia mitondra ny anarana hoe: « Solombavambahoakan’i Madagasikara ».          
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×