Article 62

Titre III. De l'organisation de l'État

Les actes de l'Empereur, hors les cas prévus aux articles (54 alinéas 1 et 2 ; 58 alinéas 1 et 2 ; 59 ; 81 ; 60 [?] ; 94 ; 100 ; 114 ; 117 et 119 :  à revoir), sont contresignés par le Premier ministre et, le cas échéant, par les ministres concernés.

Ny didy amam-pitsipika noraisin’ny Amperora, ankoatr’ireo toe-javatra voalazan’ny andininy faha(-54 andàlana voalohany sy faharoa, faha-58 andàlana voalohany sy faharoa, faha-59 ; faha-81 ; faha-60 ; faha-94 ; faha-100 ; faha-114 ; faha-117 ary faha-119 : mbola ilàna fanitsiana ireto) dia iarahany manao sonia amin’ny Praiminisitra ary, raha ilaina, iarahana amin’ny Minisitra voakasik’izany.
 

 
  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam