Créer un site internet

Article 61

Titre III. De l'organisation de l'État

Lorsque les institutions de l'Empire, l'indépendance de la Nation, son unité ou l'intégrité de son territoire sont menacées et que le fonctionnement régulier des pouvoirs publics se trouve compromis, l'Empereur peut proclamer, sur tout ou partie du territoire national, la situation d'exception, à savoir l'état d'urgence, l'état de nécessité ou la loi martiale. La décision est prise par l'Empereur en Conseil des ministres, après avis des présidents de l'Assemblée nationale, du Sénat et de la Haute Cour constitutionnelle.
La proclamation de la situation d'exception confère à l'empereur des pouvoirs spéciaux dont l'étendue et la durée sont fixées par une loi organique.

Dès la proclamation de l'une des situations d'exception précitées, l'empereur peut légiférer par voie d'ordonnance pour des matières qui relèvent du domaine de la loi.

Raha tandindomin-doza ny Andrim-panjakan’ny Ampira, ny fahaleovantenam-pirenena, ny firaisam-pirenena na ny maha-iray tsy anombinana ny Tanindrazana ka voatohintohina ny fizotra ara-dalànan’ny asan’ireo fahefam-panjakana dia azon’ny Amperora atao ny manambara ampahibemaso ny fisian’ny toe-javatra mampihotakotaka amin’ny faritra sasany na eo amin’ny Firenena manontolo, izany hoe ny fotoam-pahamaizana, ny fahalatsahan’ny Firenena an-katerena na ny fampiharana lalàna miaramila. Eo amin’ny Filankevitry ny Minisitra no andraisan’ny Amperora ny fanapahana amin’izany rehefa naka ny hevitry ny Praiminisitra ; ny Filohan’ny Antenimierampirenena, ny Filohan’ny Antenimierandoholona, ny Filohan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana izy.          
Ny fanambarana ampahibemaso ny fisian’ny toe-javatra mampihotakotaka dia manome fahefana manokana ny Amperora ka lalàna fehizoro no mamaritra ny farafetrany sy ny fahelany.          
Raha vao nambara ampahibemaso fa misy ny toe-javatra mampihotakotaka dia azon’ny Amperora atao ny manao lalàna amin’ny alàlan’ny hitsivolana.
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam