Article 56

Titre III. De l'organisation de l'État

Le L'Empereur est le chef suprême des Forces Armées dont il garantit l'unité. À ce titre, il est assisté par un Haut Conseil de la Défense nationale.
Le Haut Conseil de la Défense nationale, sous l'autorité de l'Empereur, a notamment pour mission de veiller à la coordination des actions confiées aux Forces armées relatives à la défense et à la sécurité [variante : afin de préserver la paix sociale]. Son organisation et ses attributions sont fixées par la loi.

L'Empereur décide en Conseil des ministres de l'engagement des forces et des moyens militaires pour les interventions extérieures, après avis du Haut Conseil de la Défense nationale et du Parlement.
Il arrête en Conseil des ministres le concept de la défense nationale sous tous ses aspects militaire, économique, social, culturel, territorial et environnemental.

L'Empereur nomme les militaires appelés à représenter l'État auprès des organismes internationaux.

Ny Amperora no Filoha Faratampon’ny Foloalindahy ka izy no miantoka ny maha-iray tsy mivaky azy. Amin’izany dia ampian’ny Filankevitra Ambony momba ny Fiarovam-pirenena izy.         
Ny Filankevitra Ambony momba ny Fiarovam-pirenena, eo ambany fahefan’ny Amperora, dia miandraikitra indrindra ny fitandroana ny fandriampahalemana sy ny fandrindrana ny asa nankinin’ny Foloalindahy aminy mba hitandroana ny fandriampahalemana eo amin’ny fiaraha-monina. Ny fandaminana izany sy ny anjara raharahany dia faritana amin’ny alàlan'ny lalàna.         
Ny Amperora no manapaka mandritra ny Filankevitry ny Minisitra ny handefasana miaramila sy fitaovana amin’ny firotsahana any ivelany rehefa avy naka ny hevitry ny Filankevitra Ambony momba ny Fiarovam-pirenena sy ny Antenimiera.         
Izy no manapaka ao amin’ny Filankevitry ny Minisitra ny tetika momba ny fiarovam-pirenena eo amin’ny lafiny miaramila, toekarena, sosialy, kolontsaina, lafin-tany ary tontolo iainana.         
Ny Amperora no manendry ny miaramila nantsoina hisolotena ny Fanjakana any amin’ireo antokon-draharaha iraisam-pirenena.         

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam