Article 53

Titre III. De l'organisation de l'État

Après la constatation par la Haute Cour constitutionnelle de la vacance de la Primature, il est procédé à l'élection d'un nouveau Premier ministre dans un délai de 30 jours au moins et 60 jours au plus, conformément aux dispositions des articles 46 et 47 de la Constitution.
Pendant la période allant de la constatation de la vacance à l'investiture du nouveau Premier ministre ou à la levée de l'empêchement temporaire, il ne peut être fait application des articles 60, 100, 103, 162 et 163 de la Constitution.

Aorian’ny fizahana fototra ataon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ny fahabangan’ny toeran’ny Praiminisitra, dia hisy ny fifidianana Praiminisitra vaovao atao ao anatin’ny 30 andro farafahakeliny ary 60 andro farafahabetsany, araka ny fepetra voalazan’ny andininy faha-46 sy faha-47 amin’ny Lalàmpanorenana.         
Mandritry ny fe-potoana izay miantomboka amin’ny fahitana fototra ny fahabangan-toerana ka hatramin’ny fotoana hanolorana ny fahefana amin'ny Praiminisitra vaovao na amin’ny fanesorana ny tsy fahafahana miasa miserana dia tsy azo ampiharina ny andininy faha-60, faha-100, faha-103, faha-162 ary faha-163 amin’ny Lalàmpanorenana.         

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×